|
|
|
|
Teny iditra
tafa
vo
aka
(
vo
aka
)
Sokajin-teny
matoanteny mpamaritra
[
1.1
]
Ohatra
1
Nijanona anefa ny fiara nony
tafavoaka
ny vohitra izahay.
[
2.471
]
2
Nony tapitra
tafavoaka
daholo ny voatiry dimy sy enina, dia indry mamonjy mamafa ny tranon-tsoavaly I Lidy.
[
2.470
]
3
tafavoako
ny omby (j'ai fait sortir les boeufs)
[
1.107
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20