|
|
|
|
Teny iditra
tevateva
Sokajin-teny
anarana
Teny manaratsy, maniratsira ny fahamendrehan' ny olona iray
[
1.1
]
Sampanteny
anevatevana
,
atevateva
,
fanevateva
,
fanevatevana
,
fitevateva
,
fitevatevana
,
itevatevana
,
mahatevateva
,
manevateva
,
mitevateva
,
tevatevaina
,
tevatevazina
,
tinevateva
,
voatevateva
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23