|
|
|
|
Teny iditra
mitevateva
(
tevateva
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Manao ho tsinontsinona, manaratsy, maniratsira
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mitevateva
Ny lasa :
nitevateva
Ny hoavy :
hitevateva
Filaza mandidy :
mitevatevà
,
mitevatevazà
Tovy hevitra
manevateva
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05