|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | tratra | ||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
| Enti-milaza olona na zavatra mandeha eo aloha ka enjehin' ny hafa avy ato aoriana ary tonga eo aminy ilay io: Tratrako haingana teny an-dalana izy Azo: Tratrako am-body omby ilay nangalatra ny birikiko Tampohina, sovohina: Tratran' ny orana teny an-tsaha aho Takatra: Mbola atsy tratran' ny saiko izany Tonga: Tratrako an-tsasak' adiny amin' ny aotomobilina antsaha firaisana [1.1] | |||||
| Overtaken [1.2, 1.7] | |||||
| Caught [1.7] | |||||
| Attrapé, pris, atteint [1.8] | |||||
| Ohatra | Indray andro, tratran' ny orana tany an-tsaha izy telo mianaka
[2.472] | ||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Sampanteny | |||||
| Teny iditra | tratra | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Faritry ny vatana eo anelanelan' ny soroka roa, ny vozona ary ny kibo, misy ny havokavoka sy ny fo. [1.1] | |||||
| The breast [1.2] | |||||
| The chest [1.7] | |||||
| La poitrine [1.3, 1.8] | |||||
| Le poitrail [1.3] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra | Taolana zara raha misy hoditra mifono sisa ny tratrany ary toa lamba manify mifetaka amin'ny tenany ny nonony
[2.470] | ||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Teny iditra | tratra | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| [Tambahoaka] refy [1.78] | |||||
| Teny iditra | tratra | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| [Taisaka] fifanarahana [1.78] | |||||
| Teny iditra | tratra | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| [Betsimisaraka] (dans son sens général, ce mot veut dire : atteint, attrapé, surpris). D'après Jully ce serait le nom d'un arbre de 10-12 m, à tronc garni d'épines depuis le bas jusqu'en haut. Bois blanc, tendre mais solide. C'est peut être un zanthoxylum (Rutaceae). [1.196] | |||||
| Voambolana | |||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |
|