|
|
|
|
Teny iditra
trosina
Sokajin-teny
anarana
Fianjerana miantoraka any aloha
Tosika
Kohaka mampiantoratoraka
Fiambezoana
[
1.1
]
Sampanteny
anatrosinana
,
atrosina
,
fanatrosina
,
fanatrosinana
,
fitrosina
,
fitrosinana
,
itrosinana
,
mahatrosina
,
manatrosina
,
mitrosina
,
mpanatrosina
,
mpitrosina
,
tafatrosina
,
trosinina
,
trosintrosina
,
voatrosina
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23