|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | trosinina (trosina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atositosika ka manjary miforiporitra: Notrosinin' ny zanakao ny tsihinay ka potika Iambezoana: Notrosininy teo izy ka tsy naharitra fa nanome [1.1] | |||||||||
| Qu’on pousse, qu’on fait tomber: Aza trosininareo ny tsihy (Ne poussez pas la natte) Figuré: qu’on demande, à qui l’on demande [1.3] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|