|
|
|
|
Teny iditra
tsindraindray
Sokajin-teny
mpamaritra
Mahalana fa tsy misesy:
Mba tonga mamangy anao aty ihany ve ny zanak' anabavinao? -- Tonga tsindraindray izy
[
1.1
]
Ohatra
1
Mitopy
tsindraindray
amin' I Terezy kely mikodingidingy ny masony ary tsaroany ny mampakatra ny feony mba hampazava tsara ny teniny.
[
2.470
]
2
mino aho fa ho faty mandrakizay ao am-pony ilay avelo nanelingelina
tsindraindray
ny fahasambarany.
[
2.471
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11