|
|
|
|
Teny iditra
tsy hitahita akory
Sokajin-teny
kambanteny
Singan-teny
tsyakory
,
hitahita
Enti-milaza fotoana niserana na nandalo dia nitrangan-javatra lehibe tsy nampoizina
[
1.1
]
Ohatra
1
Tsenakely amin' ny traoheva no niatombohany kanjo naniry ho azy
tsy hitahita akory
ny trano biriky mivody vato miisa ampolony.
[
2.470
]
2
Niha-nisinda tsikelikely ny hafanana novimbinin'ny atoandro, nony nidify ilay fanilon'ny tany ka
tsy hitahita akory
dia nirotsaka ny fanala.
[
2.944
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20