|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | tsy mahateny tsy mahavolana | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | tsy, mahateny, mahavolana | |
| Ohatra | Nihanana tsy nahateny tsy nahavolana kosa I Lidy sy I Saonina
[2.470] | |
| Mpanahaka | tsy miteny tsy mivolana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/02/10 |
|