|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | vanona | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| Mahomby: Tena vanona tsara ny voaloboka tamin' ny taona ito Mandroso: Tsy mety vanona ny varotra eto amin' ity faritany ity Manjary: Tsy misy vanona ny akoho nompiany Misy vidiny, mahatanteraka ny ilana azy, tomombana amin' ny maha-izy azy: Tsy vanona intsony ity penina ity ~ Mba olom-banona To, tanteraka: Tsy nisy vanona ny fikasany ka kivy tanteraka izy [1.1] | |||||||
| Successful; coming to full growth; dependable [1.7] | |||||||
| Qui réussit, pousse, aboutit, arrive à bonne fin, fécond, prospère, qui produit: Vanona tsara ny vary amin' ity taona ity (Le riz réussit bien cette année) ~ Vanona ny ana-kazo rehetra namboleko (Tous les plants d'arbre que j'ai planté poussent) ~ Tsy vanona ny zanak ' io omby io (Les petits de cette vache sont étiques, crèvent) ~ Tsy vanona ity tanimbary ity (Cette rizière ne produit rien, produit peu) ~ Tsy vanona intsony ity angady ity (Cette bêche ne vaut plus rien) ~ Tsy vanona ny fikasako (Mes projets n'ont pas abouti, ont échoué) [1.3] | |||||||
| Qui réussit; venu à pleine croissance; qui produit [1.8] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Sampanteny |
| ||||||
| Teny iditra | vanona | ||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny mpamaritra vanona | ||||||
| Réussissez [1.3] | |||||||
| Teny iditra | vanona | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| The ground floor [1.7] | |||||||
| [Provincial] Rez-de-chaussée [1.8] | |||||||
| Teny iditra | vanona | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| [Betsimisaraka] (veut dire en général : qui se développe vite, qui produit beaucoup, etc.). C'est le nom donné sur la côte Est à plusieurs ficus, à croissance très active et qui ont tendance à se développer sur d'autres arbres et à écraser, surtout : Ficus polyphlebia Baker et Ficus tiliifolia var. sphaerophylla (Baker) H.Perrier & Leandri (Moraceae). Arbres à bois blanc, léger, cassant. A. et G. Grandidier, Ethnographie 4, p. 170 ont indiqué sous son malgache, l'emploi ancien des fibres tirées de son écorce, surtout en corderie. [1.196] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Anarana ara-tsiansa | Ficus polyphlebia, Ficus tiliifolia var. sphaerophylla | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|