|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | zavatra | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| Izay rehetra misy na hita vatana izany na an' eritreritra: Ny fanahy dia zavatra manan-tsaina fa tsy manam-batana na ren' ny fandrenesana Teny ilazana izay rehetra tsy manana aina, izany hoe: tsy zavamaniry na biby na olona: Hividianana ny zavatra ilaina amin' ny fiainana no ilana ny vola ~ Ny akalana dia zavatra ampiasain' ny mpivarokena mba hikapany ny taolana Teny ilazana toe-draharaha araka ny nisehoany: Tantarao amiko tsara ny zavatra rehetra Teny ilazana izay heverina ho tsara, ho ambony: Izany ka tena zavatra! ~ Manao azy ho zavatra io tovolahy io [1.1] | |||||||||
| A thing [1.7] | |||||||||
| Chose; objet [1.3, 1.8] | |||||||||
| Le beau, le parfait, le principal [1.3] | |||||||||
| [Sakalava-Mayotte] Objet appartenant à autrui ou à soi, chose [1.405] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | zavatra | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| Teo amin' ny finoan' ny Ntaolo, karazana fanahy ratsy tsy fantatra, ivelan' ny olombelona, izay mety hanimba azy ka natahorany: Rano misy zavatra io ka tandremo [1.1] | |||||||||
| A spirit of some sort [1.7] | |||||||||
| Fantôme [1.3, 1.8] | |||||||||
| Sorcellerie, charme, mauvais esprit, revenant [1.3] | |||||||||
| Esprit [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05 |
|