|
|
|
|
Teny iditra
mampisala
sa
la
(
sala
sa
la
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mitovy hevitra:
atriatry
~
basina ariary fito
~
mahasadaika
~
mampiroaroa saina
~
manakalahy
~
manakà
~
manalasala
~
manao traingon' alika
~
tsy main-tsy lena
~
vozon' akoho tanora
[
1.1
]
Voambolana
Ohatra
« Aza
mampisalasala
anay hianao!
[
2.48
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mampisala
sa
la
Ny lasa :
nampisala
sa
la
Ny hoavy :
hampisala
sa
la
Nohavaozina tamin' ny 2013/11/14