|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | manatsaka (hatsaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mampitovy tantana, manitsy amin' ny fanalana ny romoromo aminy, mamarana: Manatsaka taratasy [1.1] | |||||||||
| Mandidy sisim-boky mba hampitovy azy. Manaisotra ny faritra tsy ilaina [1.13] | |||||||||
| To cut the edge regularly, to straighten, to arrange beforehand. [1.2] | |||||||||
| Façonner Entailler [1.13] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manatsaka (tsaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandidy, mandentika, manatrobaka amin-java-maranitra ka misy feo manokana heno avy amin' izany [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manatsakà (tsaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatsaka | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|