|
|
|
|

Entry (1/8)1  fara
Part of speech  2  noun or adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Relative verbs :
5  Names :
Vocabulary  6  Relationships: family
Explanations in Malagasy  7  Taranaka, dimby, solofo (tsy fampiasa irery afa-tsy amin' ny hoe "Arahaba nomen' Andriamanitra ny fara, mahazo fara". Fa matetika dia miaraka amin' ny teny hoe "dimby": Hoderain' ny fara aman-dimby ny olona nahavita soa toa azy
8  (ampiasaina atao eo alohan' ny anarana). Amin' ny fotoana na amin' ny laharana aoriana indrindra: Nanao fara jery ny zanany izy dia lasa
9  Amin' ny laharana ambony indrindra: Tonga amin' ny fara voninahitra izy (tsara homarihina fa mitovy amin' ny hoe "farany" ihany ny hoe "fara", saingy ny "fara", atao alohan' ny anarana, ny "farany" kosa eo aoriana: farajery, fijerena farany [1.1]
Explanations in English  10  the last; offspring, children, an heir, succession, progeny. [Ar. fark, pulus (=furar). Comp. the Heb. par, a calf, a young bull; Germ. farr; also the Heb. bar, son, and the whole group of words from the same root (as parah=barah; Sansk. bhri (Zend. bara); Gr. phero; Lat. fero=Eng. bear, etc.] [1.2]
11  the last; the supreme; a descendant, a child [1.7]
Explanations in French  12  final, dernier, suprême [1.3]
13  fin [Taisaka] [1.82]
14  dernier-né [1.54]
15  le dernier; descendant, descendance; cf. farana [1.8]
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  33  Proverbs containing the word fara

Entry (2/8)34  fara
Part of speech  35  noun
Explanations in Malagasy  36  Fepetra ifanarahana mialoha amin' ny fifanekena ifanaovana, [1.1]
Explanations in French  37  (farafara plus usité) les stipulations, les obligations, les conditions préalables d'un pacte, d'un contrat, les préliminaires d'un traité [1.3]
Synonyms  38  farafara

Entry (3/8)39  fara
Part of speech  40  Unspecified
Derivatives 
41  Passive verbs :
42  Adjectives :
Explanations in English  43  [1.2]

Entry (4/8)44  fara
Part of speech  45  noun
Explanations in Malagasy  46  fijinjana vary, fararano [Taimoro] [1.78]
Compound words 
Proverbs  48  Proverbs containing the word fara

Entry (5/8)49  fara
Part of speech  50  noun
Vocabulary  51  Military
Explanations in Malagasy  52  ampinga, aro [Taimoro] [1.78]
53  ampinga [Taisaka] [1.78]
Explanations in French  54  bouclier [Taisaka] [1.82]

Entry (6/8)55  fara
Part of speech  56  noun
Explanations in Malagasy  57  Tilikambo avo misy fanala mirehitra amin' ny alina manondro ny lalana tokony halehan' ny sambo na ny fiaramanidina [1.1]

Entry (7/8)58  fara
Part of speech  59  noun
Vocabulary  60  Botany
Explanations in French  61  (mis pour mangidifara : nom des plantes dont on ne perçoit l'amertume qu'au bout d'un certain temps) Polygala greveana Baill. (Polygalaceae). Racine riche en saponine. [Mahafaly] [1.196]
Scientific name 

Entry (8/8)63  Farà
Part of speech  64  name (biblical)
Vocabulary  65  Holy Scriptures
Explanations in English  66  Phurah [2.996]
Explanations in French  67  Pura [2.996]
Biblical quotes  68  Chapters and verses mentioning Farà
Tables and plates  69  Full list

Updated on 2023/10/20