Entry |
ady hevitra
|
Elementary words | ady ; hevitra |
Part of speech | locution
|
Explanations in Malagasy | Ady ifandresena lahatra; fiaraha-mikaroka ny marina amin' ny alalan' ny hevitra ampiadina [1.1]
|
Explanations in English | Discussion, dispute [1.2]
|
Explanations in French | Discussion [1.3, 1.5]
|
| [ adihevitra ] Discussion: Adihevitra mampisongadina ny ... (Discussion mettant en relief le ...) [1.13]
|
Examples | Raha nisy firesahana koa na ady hevitra tao am-piangonana, tsy mba niteny mihitsy I Dada sy Neny.
[2.472]
|
Compound words |
|
|