Entry | afitsoka (fitsoka) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Enti-mamely, atoraka: Karavasy hoditra mihitsy no nafitsony azy Atao: Tsara ny lahateny nafitsony izay Lanina: Nafitsony tamin' ny soavaly daholo ny volany [1.1] | ||||||||
Explanations in English | Used of anything used to beat with [1.2] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on lance: Tahamaina mafy no nafitsony azy (Il lui a lancé un fort soufflet) ~ Mafy ny teny nafitsony azy (Il lui a lancé des paroles dures) Qu'on dépense, qu'on vend: Nafitsony tamy ny fanaovan-trano ny volany rehetra (Il a dépensé tout son argent pour bâtir une maison) ~ Nafitsony ny ombiny rehetra (Il a vendu tous ses boeufs) Qu'on fait parfaitement: Tsara ny soratra nafitsony (Il a fait une écriture parfaite) [1.3] | ||||||||
Examples |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word afitsoka | ||||||||
Anagrams | afitsoka, fitosaka, fitsaoka, fitsoaka, kiafotsa, tsaikafo |
Updated on 2023/01/19 |