|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Afrikana |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
3 African, Africans
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Africain, africains, africaine, africaines
[3.1] |
| Ohatra |
5 Heno fa lasa ny Anglisy sy ny afrikana-Atsimo.
[2.472#188]
6 tamin’io taona io ihany izy dia nitana ny laharana faha-3 amin’ny oniversite afrikana miteny frantsay. [4.27] |
| Voambolana | 7 Haitoetany: firenena, foko |
| Tsipelina hafa | 8 afrikanina, afrikanina |
| Fikambanana | 9 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe afrikana |
| Fivaditsoratra | Afrikana, 10 fanakira, 11 faniraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/10/20 |
|