Entry Afrikanina
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Ny fitambaran' ny firenena 41 tompon-tany any Afrika izay anisan' ny fizaran-tany lehibe dimy eto amin' izao tontolo izao: Mizara foko maro be ny Afrikanina
Mikasika an' i Afrika, momba an' i Afrika na avy any Afrika: Misy karazany anjatony maro ny teny afrikanina [1.1]
Explanations in English African, Africans [3.1]
Explanations in French Africain, africains, africaine, africaines [3.1]
Examples Any amin’ny firenena Afrikanina tahaka an’i Senegaly, Mali, Repoblika Demokratikan’i Kongo, Liberia, ny firaisa-monin’ny olom-pirenena dia nandray ny andraikiny ary nikaon-doha momba ny harena an-kibon’ny tany [4.27]
Vocabulary 
Origin French: africain.
Other spellings 
Analogs  Afrika

Updated on 2020/07/31