Entry | akanjotsiantsaha > akanjo tsy an-tsaha | |
Elementary words | akanjo ; tsy ; saha | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | [ akanjo tsiantsaha ] Karazana salotra landy nanaovan' ny mpanankarena teto Antananarivo fahizay fa tsy mba fitondran' ny tambanivohitra [1.1] | |
Explanations in French | Nom d'une espèce de gilet en soie que portaient les riches de Tananarive seulement, et non pas les habitants des campagnes trop pauvres pour cela [1.3] | |
Vocabulary | Economy: clothing | |