Entry akoralava
Elementary words akora ; lava
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Antsoantson' olona maro tsy misy fijanonany [1.1]
Explanations in English [lava, long.] A prolonged or continuous shout. [1.2]
 Prolonged or continuous shouting; [1.7]
Explanations in French Acclamations sans fin [1.8]
Examples 
1Akoralava moa izany isaky ny mahita anankiray! [2.587]
2Nony nahita izany ny Anglisy dia velona ny akoralava. [2.508]
3Akoralava saiky tsy nisy farany no nandraisan' ny olona azy. [2.643]
Other spellings 
Proverbs 

Updated on 2023/05/31