Entry ampombo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny fonon' ny fotsimbary na ny hoditry ny vary akotry [1.1]
Explanations in English Husk, bran. See afoka. [1.2]
 The bran or inner coating of rice removed in cleaning [1.7]
Explanations in French Son [1.8, 1.13]
 Menues parties, déchets des grains que l'on a pilonnés au mortier : ampombom-bary = son de riz, ampombo mahery = le gros son, ampombo malemy = le son le plus fin, ampombon-katsaka= son de maïs. Constituent le plus souvent la base de l'alimentation des animaux domestiques. [1.196]
Examples 
1navela ny otrikafon' ampombo fa efa misy afokasoka; [2.285]
2Aiza no misy ny toerana ikororohan-dRamatoa ny ampombo? [2.314]
3Nofenoina ampombo sy tainomby ny hady ary nampirehetina. [2.508]
Vocabulary 
Compound words 
Titles Mpikororoka ampombo (Rajaobelison Samuël)
Analogs  lila ~ monga
Proverbs 

Updated on 2023/08/22