|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 baby |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitondrana zaza na entana ao an-damosina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 carrying on the back
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 action de porter sur le dos
[1.3#66, 1.8] |
| Ohatra |
6 Etsy baby, ry zandry, na ry zafy.
[2.69#28]
7 ka raha andriana tsy nahatadidy an' io, dia natao hoe resim-baby na fotak' olona; [2.245#140] |
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 28 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how baby |
| Teny iditra (2/5) | 29 baby |
| Sokajin-teny | 30 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 [Tankarana] adossé à une montagne: Tanàna baby ~ Trano baby
[1.19] |
| Teny iditra (3/5) | 32 baby |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
34 [Bara] voatavo kely fihinana, voatavo tanora
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
35 [Bara+Betsimisaraka] (de baby : qui rend service). Nom donné aux courges introduites : Cucurbita pepo L. et Cucurbita maxima Duchesne (Cucurbitaceae).
[1.196] |
| Voambolana | 36 Haizavamaniry: anana |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (4/5) | 39 baby |
| Sokajin-teny | 40 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
41 épi de maïs sur la tige
[1.3#66] 42 [Merina+Betsileo] (du malais babu : bébé, enfant encore au sein). Nom de l'épi de maïs, Zea mays L. (Poaceae), encore enveloppé de ses spathes et fixé à la tige. On le compare à un nourrisson porté sur le dos de sa mère [1.196] |
| Voambolana | 43 Haizavamaniry: anana |
| Fikambanana | 44 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how baby |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (5/5) | 46
baby
![]() |
| Sokajin-teny | 47 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
48 zazakely
[1.17, 1.28, 1.32] 49 zazabodo [1.17, 1.32] |
| Fikambanana | 50 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how baby |
| Fivaditsoratra | baby, 51 biba |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17 |
|