Entry | fahakingana (kinga) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Toetran' ny olona kinga, mailaka, mahay amin' ny ataony: Nampiseho fahakingana lehibe izy tamin' izany [1.1] | |
Explanations in English | Cleverness, quickness [1.7] | |
Explanations in French | Habileté, adresse [1.8] | |
Examples | Varotra sy fialam-bola no ifanaovany amin' ireo ary fahakingana sy fanekena azy amin' ny asa mafy kosa no ilainy amin' ny mpiasany.
[2.470] | |
Synonyms | fahakinga ~ hakinga | |
Updated on 2023/10/21 |