Entry fampiadiana (ady)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [1.1]
Examples 
1Ary ny fanorona mbamin' ny fampiadiana ravina teo amin' ny lalao sy ny fialam-boly. [2.445]
2Taorian' ny fandaminana ny ho soritr' asan' ny ampitso dia naroso indray ny tafasiry sy ny fampiadiana karajia. [2.643]
3Eo koa ny fampiadiana rima ny faran'ny andalana roa na telo misesy, ka ny vanim-peo farany na ny roa farany no ampitoviana amin' izany. [2.606]
Compound words 

Updated on 2023/08/29