Entry fanainga (ainga)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitaovana fibatana zavatra [1.13]
Explanations in French Manière de soulever, de lever, qu’on soulève, qu’on lève, qu’on va chercher [1.3]
 élévateur [1.13]
Examples 
1toa voan' ny fanainga lavitra koa re, sanatria. [2.470]
2Fanainga iray hafa ho an' ny fampihavanana ny fanapariaham-pahefana, na dia mbola nofinofy ihany aza izy hatramin' izao. [4.27]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/09/09