Entry fen' akoho
Elementary words fe ; akoho
Part of speech locution
Explanations in English Drumstick of a chicken [1.7]
Explanations in French Cuisse de poule [1.8]
Vocabulary 
Compound words 

Entry fenakoho
Elementary words fe
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanomezana omen' ny ray aman-dreny ny zanaka rehefa tonga ny fandroana, ka raha mbola amin' ny fotoana tsy ahazoana mamono zavamananaina no anomezana azy, dia vola no atao [1.1]
Explanations in French  [Betsimisaraka] Ce nom veut dire littéralement « cuisse de poulet ». C'est la partie du poulet qui est traditionnellement donné aux enfants. Par extension, on appelle ainsi tout ce qui est réservé à l'usage des enfants ou à leurs jeux [1.196]
Examples raha mamangy izy tsy tapaka mivimbina zavatra kely, ary raha tojo ny tonon-taona, mifanome vodiakoho sy fenakoho; [2.436]
Phytonyms 

Entry fenakoho
Elementary words fe
Part of speech noun
Explanations in English  [Betsimisaraka] A shrub [1.2]
Explanations in French  [Betsimisaraka] Arbuste non identifié [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2023/06/15