Entry | fiainga (ainga) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina miainga, izany hoe misondrotra na miarina Fomban' ny zavatra miainga, misondrotra: Ny fiaingan' ny fiaramanidina [1.1] | |
Explanations in French | La manière de se lever [1.3] | |
Examples | Antoandro fiainga ihany izy ireo.
[2.470] | |
Anagrams | fiainga, figaina |
Updated on 2023/02/27 |