Entry | fivelomana (velona) | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Fiainana: Sarotra ny fivelomana amin' izao andro izao Fahazoana ny zavatra ilaina mba hahavelona: Asa tanana no fiveloman-dRanaivo Antom-pivelomana, kapoaka, fitadiavana, karama [1.1] | |||
Explanations in English | A means of subsistence; income for living expenses; a manner of life [1.7] | |||
Explanations in French | Subsistance; manière de vivre [1.8] | |||
Compound words |
| |||
Proverbs | Proverbs containing the word fivelomana | |||
Updated on 2023/08/17 |