|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fofombadiko |
| Sokajin-teny | 2 anarana fofom-bady sy mpisolo |
| Fanazavàna teny anglisy |
3 my fiancee
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 ma fiancée
[3.1] |
| Ohatra |
5 Izaho koa izany mba efa te-haita sahady an' i Bola fofombadiko, hoy izy.
[2.471#39]
6 Mendrika ilay fofombadiko any Antananarivo aho. [2.499#55] |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe fofombadiko |
| Teny iditra (2/2) | 8 Fofombadiko |
| Singan-teny | 9 fofombadiko |
| Sokajin-teny | 10 anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana] |
| Mpanoratra |
11 Andriamalala Emilson Daniel |
| Mpanonta printy |
12 1954. |
| Lahatsoratra | 13 |
| Fivaditsoratra | fofombadiko, Fofombadiko |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/10/21 |
|