Entry |
gadrafoly > gadrafohy
|
Elementary words | gadra ; fohy |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Ny gadrafohy dia ireo misy gadra namatotra nisaraka ny tongony roa, ary fohy nifanakaiky ireo gadra ireo ka zara raha afa-namindra ny tongony [1.1]
|
Explanations in English | [ gadra foly ] Fohy) A short chain, a fetter. [1.2]
|
Explanations in French | Fers courts mis aux pieds, et si rapprochés qu'on peut à peine changer les pieds de place [1.3]
|
Examples | Ary hoy Siedsied: tsara izany fa raha tonga ao izy hazony, koa ataovy amin'izay lalan-dRanavalomanjaka, na ho gadralava na ho gadrafohy na ho an-tranomaizina, nefa mba ampandreneso aho.
[2.366]
|
Antonyms |
|