Entry | hidiana (hidy) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | (varavarana) Asiana hidiny, izany hoe tanana amin' ny batana amin' ny alalan' ny fanalahidy na karetsaka, mba tsy ho afaka hivoha: Efa nohidianao ve ny varavarankely any an-tany? (zavatra) Atao ao anaty toerana mihidy: Nohidiany tao anaty vata ny firavany [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be closed, to be locked [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on ferme à clé ou avec une barre [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |