Entry hidy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] Fefy [1.78]
 Zavatra natao hisakana ny varavarana na vata tsy hivoha na hisokatra avy hatrany rehefa vohaina: Very ny hidim-baravarana
Fisakanana tsy hivoha: Mafy hidy ve ity vata ity? [1.1]
Explanations in English A closure, a lock [1.7]
Explanations in Malagasy Serrure [1.8, 1.5]
 Fermeture [1.8, 1.5]
Examples 
1Ndeha hiasa aho, Reniny a, hoy Rainitoandro tsy rototra sady manala hidy ny varavarana ihany. [2.470]
2Efa nataon' i Dada tsara hidy sahala amin' ny isan-kariva ny vala, nefa mbola tafavoaka ihany ny omby. [2.472]
Derivatives 
Compound words 
Articles 

Entry hidy
Part of speech noun
Explanations in French Appellation botanique: Delonix leucantha [2.612]
Scientific name Delonix leucantha
Vocabulary 
Synonyms alamboronala ~ boy ~ fengoka

Entry hidy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Hidihidy [1.78]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/07/20