Entry |
johary
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Lehibe, mpitarika, mpifehy, komandy. Avy amin-izany ny anarana hoe
Rajohary, Razanajohary, Razafinjohary, ary Rainijohary razan' ny Praiministra
teo Andafiavaratra [1.10]
|
Explanations in French | [Tankarana]
Chef ; homme dans le langage du tromba. [1.19]
|
Explanations in English | [Provincial]
A chief, a president, a governor A young man, or a youth [1.2]
|
Examples |
1 | Mba johary soasoa tokoa zalahy e!
[2.643]
|
2 | Tsy hanao tehin-kely mialoha Andriana, tsy hanao kintana mialoha johary, fa teny nomena ka mahasolanga, fa raha tsy nomena mahajoko.
[2.528]
|
|
Derivatives |
Synonyms | |
Anthroponyms |
|
Hyponyms |
|
|
Entry |
johary
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | (teny tranainy) Enti-milaza ny masoandro, izay mbola fandre ankehitriny amin' ny kabary:
Tsy hanao tehin-kely mialoha andriana aho na kintan-kely mialoha johary [1.1]
|
|
Entry |
Johary
|
Elementary words | johary |
Part of speech | name (book title)
|
Author | Rapatsalahy Paul |
Publishings |
|
Tables and plates | All the titles
|
|