Entry kanto
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tena fatratra amin' ny hatsarana na ny tarehy, na ny bika, na ny fahaizana, na ny fahalalana (amin' ny zavatra tsara mandrakariva no ampiasana ity teny hoe kanto) [1.10]
 Tsara tarehy fatratra, be renty: Lahateny kanto. [1.1]
Explanations in English Well done, attractive [1.7]
Explanations in French Magnifique [1.3, 1.5]
 Habile, étonnant, extraordinaire, surprenant [1.3]
 Bien travaillé, admirable [1.8]
 Beau [1.5, 1.13]
 Agréable, splendide [1.13]
Examples 
1Hono ry Iketaka ambony vavahady
inona no kanto maizina indrindra?
[2.131]
2Ny hantahantam-pihavanana: fifamalifaliana kanto! [2.296]
3Mpanompo kanto izy, hoy ilay fitene-nana efa mahazatra. [2.285]
4Manindrahindra soa amin' ny vava miteny mahay miteny kanto. [2.245]
5Tanàna kely vao niorina, misy trano kanto sy voavoly voninkazo mahafinaritra no mahavariana ny masony. [2.470]
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/10/24