Entry loloha (loha)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitondrana zavatra an-doha: Loloha kitay
Fitindrana zavatra mitatao ambonin' ny loha: Loloha lanitra ka samy mitondra ny tandrifiny
Ny havana akaiky izay sahirankirana na mananosarotra amin' ny fivelomana ka adidin' ny tena ny manohana azy: Lolohanao ireo antitra ireo ka tsy azonao ariana amin' olona. [1.1]
Explanations in English The act of carrying on the head; family responsibility [1.7]
Explanations in French Action de porter sur la tĂȘte [1.3, 1.8]
 Les proches parents qu'il faut assister [1.3]
 Devoir d'assister les proches parents [1.8]
Examples aza manary loloha fa hava'nao, hoy Andrimanelo tamy ny Halambo. [2.48]
Derivatives 
 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/05/21