Entry miloloha (loloha (loha))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitondra (zavatra) eo ambony loha: Hitako niloloha sobiky nankany antsaha any izy
Manampy, manohana havana sahirankirana: Iza indray no hiloioha ireo havam-badinao sahirana ireo raha tsy ianao
Misahana zavatra betsaka maro karazana: Niloloha raharaha betsaka loatra izy. [1.1]
Explanations in English To carry on the head [1.7]
Explanations in French Porter sur la tête [1.8]
Morphology 
Present : miloloha
Past : niloloha
Future : hiloloha
Imperative : milolohava
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/09/08