|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mafimafy |
| Fototeny | 2 mafy |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Ohatra |
4 mafimafy izy izany, hoy Izanany;
[2.332#63]
5 Manao mafimafy loha io Ramitraho io! [2.528#41] 6 Tamin' izay no mba nisy ady mafimafy. [2.508#233] |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mafimafy |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 9 mafimafy |
| Singan-teny | 10 mafimafy |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 (duplicatif de mafy : dur, donc qui est relativement dur, sous-entendu pour un bois blanc). Nom donné à plusieurs dombeya (Malvaceae), notamment :
13 [Tsimihety] Dombeya mafimafy Arènes (Malvaceae) (Service Forestier 3342). 14 [Sakalava] Dombeya subviscosa Hochr. (Malvaceae) (Service Forestier 15081). 15 Ils fournissent, outre leur bois, des fibres réputées pour leur solidité. [1.196] |
| Voambolana | 16 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 19 fafimamy, mafimafy, 20 mifamafy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/11/01 |
|