Entry mamaly (valy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manome valiny: Tsy mbola namaly ny fanontaniako ihany ve ianareo?
Manome (zavatra) ho setriny: Aza mamaly ratsy ny ratsy
Manome valin-teny tsy amim-panajana, manohitra: Aza mba mianatra mamaly mpampianatra toy izao ise fa tsy tsara [1.1]
Explanations in French Répondre, rendre la pareille, punir ou récompenser selon les actes [1.3]
Examples 
1Tsy namaly I Feno [2.472]
2Ny zava-maneno voakitika mahalankalana no namaly ny teniny [2.471]
3Rehefa tapitra ny tenin'ny mpiampanga vao mamaly hianareo, hoy izy [2.324]
4Mba te hamaly azy ihany i Lidy nefa tsapany fa tsy haharesy azy na oviana na oviana izy [2.470]
Morphology 
Present : mamaly
Past : namaly
Future : hamaly
Imperative : mamalia
Compound words 

Entry mamaly (faly)
Part of speech active verb
Explanations in English  [Provincial] To shoot [1.2]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20