Entry mamarafara (farafara (fara))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao teny ierana ifanaovana [1.1]
Explanations in English To declare beforehand, to foretell, to warn, to caution. [1.2]
Explanations in French Poser les préliminaires, les conditions préalables, donner des instructions [1.3]
Examples Fa hoy aho mamarafara: tandremo ange fa hatrizay nidiran' ny fahaizan-tsamihafa sy ny fivavahana kristianina tao an-tsaina amam-pon' ny Malagasy izay, dia maro ny hevi-baovao tafatsofoka tamin'ireo tenin-drazana tranainy. [2.296]
Morphology 
Present : mamarafara
Past : namarafara
Future : hamarafara
Imperative : mamarafarà

Entry mamarafarà (farafara (fara))
Part of speech imperative of active verb mamarafara [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/01/20