Entry |
mamereza > mamery
(very)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mahatonga ho very ny zo maha-olona afaka: Namery azy mianakavy ilay volan' olona tsy voaloany Mahavoa, mampahantra: Hamery anao lahy io fanaovanao antsirambina lava mahazatra anao ira [1.1]
|
Explanations in English | To ruin; to sell into slavery [1.7]
|
Explanations in French | Réduire en esclavage, ruiner [1.8]
|
Examples |
1 | Izay mamery ny ainy noho ny Amiko dia hahazo azy.
[2.649]
|
2 | Fantatra tsotra izao fa tsy raharaha maika akory ilay nanirahany, saingy hoenti-mamery dia ahy fotsiny.
[2.643]
|
|
Morphology |
Present : |
mamery |
Past : |
namery |
Future : |
hamery |
Imperative : |
mamereza |
|
Proverbs |
|