|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  mana~
Sokajin-teny  2  tovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Tovona fanaovana matoan tenin'ny mpanao, izay mikambana amin'ny ft mpamaritra anarana milaza toetra ka "mahatonga ho" no heviny: Manalava, manamavo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 variant of the prefix man~, mam~; also sometimes form verbs with a causal meaning, as: manakodìa, to cause to roll [1.7]
Tsanganana sy sary iray takila  5  Teny misy io tsirinteny io

Teny iditra (2/4) 6  mana
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny frantsay  8 [Tankarana] calamité [1.19]

Teny iditra (3/4) 9  maña
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11 [Betsimisaraka] (Voir aussi mana, orthographe classique malgache). Dombeya andapensis Arènes (Malvaceae). Prononciation locale de ma. [1.196]
Voambolana  12  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4) 14  mana
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 Sakafo nomen' Andriamanitra ho an' ny zanak' i Israely fony izy tany an' efitra [1.1]
Voambolana  17  Fivavahana
Lahatsoratra  18 Randzavola: mana ao amin' ny Baiboly
Fivaditsoratra  mana~, maña, mana, 19 nama, Nama

Nohavaozina tamin' ny 2026/11/06