Entry | manandria | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Karazan' amponga natokana ho an' ny lanonana fanatanjahan-tena (moraingy, tolona, daka...); tsotra ny fehin' ny manandria fa manaraka ny lavan' ny amponga daholo fa tsy misy manodidina ny vatany toy ny ampongahafa [1.1] | |||
Vocabulary | Music: instruments | |||
Compound words |
| |||
Hypernym | ||||
Co-hyponyms | ||||
Anagrams | amindrana, indramana, manandria, mandarina, mandriana |
Updated on 2023/03/19 |