Entry |
manarina
(arina)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mametraka amin' ny toetra mahitsy izay nandry na lavo: Iza no nanarina ilay zazalahy lavo tao? ~ Ny sakaizany no nanarina azy tamin' ilay fahavoazany tao dasa saika namoizany fo Mamerina amin' ny toetrany tsara teo aloha: Tsy mety kivy izy fa nanarina ny fanonany rava [1.1]
|
Explanations in English | To level [1.2, 1.7]
|
| To set up, to raise, to erect, to elevate [1.2]
|
| To set upright [1.7]
|
Explanations in French | Mettre d’aplomb, niveler, mettre sur son séant, redresser, relever, recouvrer, rétablir ses affaires:
Nanarina ny fananany izy (Il a recouvré sa fortuné, il a rétabli ses affaires) [1.3]
|
| Niveler; dresser debout [1.8]
|
| Redresser, corriger [1.13]
|
Examples | Ny lahy mifonoka manarina ny torimaso tsy azony indroa alina no tazany manjavozavo.
[2.470]
|
Morphology |
Present : |
manarina |
Past : |
nanarina |
Future : |
hanarina |
Imperative : |
manarena |
|
Compound words |
|
Analogs |
manitsy |
Proverbs |
|