Entry mangozohozo (hozohozo)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mivembena noho ny hahiazana
Osa, reraka, mivembena fandeha: Antidahy efa mangozohozo io ka tsy tantananao [1.1]
Examples Be antitra sy olo-mahia mangozohozo daholo no tsy maintsy miara- milahatra aminy mba hahazoany fotsimbary kely folo kilao sy hena manta vitsivitsy isan-kerinandro [2.470]
Morphology 
Present : mangozohozo
Past : nangozohozo
Future : hangozohozo
Synonyms mihozohozo
Proverbs 

Updated on 2023/01/20