Entry | manjokaiky (jokaiky) | ||||||
Part of speech | adjective | ||||||
Explanations in Malagasy | Mifintina tsy mihetsika ary manjonitra toa malahelo; mitakoko, manjonitra, manjoretra, manjonetra [1.1] | ||||||
Examples | Mipetraka ambony tsihy izy manjokaiky toa olona tra-pahakiviana sy very hevitra.
[2.470] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Synonyms | mijokaiky | ||||||
Proverbs | Proverbs containing the word manjokaiky | ||||||
Updated on 2023/01/20 |