Entry miadaladala (adaladala (adala))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Tsy mahay mitondra tena, mitondra tena toy ny adala, manao fanahin'adala, tsy mahay mipetraka: Raha miadaladala eo ianao, entiko any amin' ny fanjakana
Tia loatra, matimaty: Niadaladalam-bola ny nao ka tratra tamin'ny farany [1.1]
Explanations in English To be simple, unwise, or silly. [1.2]
Morphology 
Present : miadaladala
Past : niadaladala
Future : hiadaladala
Imperative : miadaladalà
Synonyms miadala

Entry miadaladalĂ  (adaladala (adala))
Part of speech imperative of active verb miadaladala [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/01/20