Entry miampy (ampy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitombo, mihabe: Niampy indray ny mpianatra taona ito
Mitovana: Tsy nety aho raha tsy niampy 10 sm ilay lamba novinidiko [1.1]
Explanations in English To grow larger or greater in number or quantity. [1.2]
 To increase in number or quantity; to increase by so much [1.7]
Explanations in French Augmenter de tant, augmenter en nombre, en quantité [1.8]
Examples 
1Indrindra raha efa miampy ti-fahampiana amin-javatra hafa izany, ary koa miaraka amin' asa mafy. [2.472]
2Tsy mangatsiaka anefa izy satria tsara takona ihany koa ireo lamba roa ifonosany miampy ny akanjo malabary eny an-kodiny. [2.470]
Morphology 
Present : miampy
Past : niampy
Future : hiampy
Imperative : miampia
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20