Entry miandranandrana (andranandrana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mihetsika na mandeha tsy mijery ambany: Miandranandrana ery i Sahondra rehefa mandeha
Miseho ho kanto na lehibe noho ny hafa: Niandranandrana Rabenarivo nony nandre ny teny nataon' ny mpikabary nandokadoka azy [1.1]
Explanations in English To be haughty, to be arrogant, disdainful, or lofty; to be bold and confident (in a good sense). [1.2]
Examples Tsy tohako izay miandranandrana sy miavonavona am-po. [2.996]
Morphology 
Present : miandranandrana
Past : niandranandrana
Future : hiandranandrana
Imperative : miandranandràna

Entry miandranandràna (andranandrana)
Part of speech imperative of active verb miandranandrana [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/01/20