Entry | mibarareoka (barareoka) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny feon' ny ondry maneno [1.1] | ||||||
Explanations in English | To bleat as a sheep. [1.2] | ||||||
To bleat like a sheep or a goat [1.7] | |||||||
Explanations in French | Bêler, (mouton et chêvre) [1.8] | ||||||
Examples | Nibarareoka toa niampanga azy roalahy ilay ondrivavy ary indry nihazakazaka namonjy an-janany izay tsy lavitra teo.
[2.470] | ||||||
Vocabulary | Zoology: (in general) | ||||||
Morphology |
| ||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mibarareoka | ||||||
Updated on 2023/01/20 |