Entry mifampiady (ady)
Part of speech active verb
Examples Impiry akory izahay no mifampiady karajy sy mifandimby mitantara zavatra iray amin' ny endrika samy hafa hahitana izay azo ekena ho manakaiky kokoa ny fahamarinana sy ny azo inoana? [2.5]
Morphology 
Present : mifampiady
Past : nifampiady
Future : hifampiady

Updated on 2023/01/20